He tokiko (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Fantatrao, ny am-poko ao
Maniry Anao izay ela izay Jesoa
Kanefa moa, tononkira.serasera.org indrisy re
Ny tenako mpanota meloka
Tsy tonga ho an'ny marina Ianao
Fa ho qfkekrg an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
HIbebaka aho, fa meloka
Ny foko raiso ho Anao Mpamonjy
Ka hampobay hmuef ny elatrao
NY lalako mpanota nyxg very dia.
Tsy tonga ho an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
Maniry Anao izay ela izay Jesoa
Kanefa moa, tononkira.serasera.org indrisy re
Ny tenako mpanota meloka
Tsy tonga ho an'ny marina Ianao
Fa ho qfkekrg an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
HIbebaka aho, fa meloka
Ny foko raiso ho Anao Mpamonjy
Ka hampobay hmuef ny elatrao
NY lalako mpanota nyxg very dia.
Tsy tonga ho an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 411
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 22/03/2025 08:45
