He tokiko (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Fantatrao, ny am-poko ao
Maniry Anao izay ela izay Jesoa
Kanefa moa, indrisy re
Ny tenako mpanota tononkira.serasera.org meloka
Tsy tonga ho an'ny qjuyi marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
HIbebaka aho, fa meloka
Ny foko raiso ho Anao Mpamonjy
Ka hampobay ny elatrao
NY lalako mpanota very dia.
Tsy tonga ho tshl an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko vbrooeb izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
Maniry Anao izay ela izay Jesoa
Kanefa moa, indrisy re
Ny tenako mpanota tononkira.serasera.org meloka
Tsy tonga ho an'ny qjuyi marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
HIbebaka aho, fa meloka
Ny foko raiso ho Anao Mpamonjy
Ka hampobay ny elatrao
NY lalako mpanota very dia.
Tsy tonga ho tshl an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko vbrooeb izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 411
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 22/03/2025 08:45
