He tokiko (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Fantatrao, ny am-poko ao
Maniry Anao izay ela izay Jesoa
Kanefa moa, indrisy re
Ny tenako ueffdd mpanota sjvq meloka
Tsy tonga ho an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
HIbebaka aho, fa meloka
Ny stkl foko raiso ho Anao Mpamonjy
Ka hampobay ny elatrao
NY lalako mpanota very dia.
Tsy tonga ho tononkira.serasera.org an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
Maniry Anao izay ela izay Jesoa
Kanefa moa, indrisy re
Ny tenako ueffdd mpanota sjvq meloka
Tsy tonga ho an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
HIbebaka aho, fa meloka
Ny stkl foko raiso ho Anao Mpamonjy
Ka hampobay ny elatrao
NY lalako mpanota very dia.
Tsy tonga ho tononkira.serasera.org an'ny marina Ianao
Fa ho an'ireo izay meloka
He tokiko izao, ny teninao Jesoa
Fa mamy amiko mpanota
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 410
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 22/03/2025 08:45
