EFA NIVEZIVEZY (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o, inty aho
manolon-tena ho Anao
Mba raiso re!( Raiso re )
fa ho Anao (ho Anao)
Fa efa tofoky ny ota izay efa vitako hatrizay
Mba raiso re, fa hody Aminao (indray)
ldafpw Efa nivezivezy nikaroka ny soa
Kanefa Ray (Ianao) ihany hoxdsrdt no (mahafa-po)
Fa ny rehetra kosa dia mandalo avokoa
qexb fa ny teninao ( teninao) no tsy mety tononkira.serasera.org levona
Ankehitriny Ray o! tsapako ny fitiavanao
Ny tenako( tenako) na dia mpanota (aza aho)
dia indro fa vohadionao tamin'ny Ranao soa
Ka indro fa tena afaka (tokoa)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 1242
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 10/08/2019 08:41