EFA NIVEZIVEZY (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o, inty ahomanolon-tena ho Anao
Mba raiso re!( Raiso re )
fa ho Anao (ho Anao)
Fa efa tofoky ny ota izay efa vitako hatrizay
Mba raiso re, fa hody Aminao (indray)
Efa nivezivezy nikaroka ny soa
Kanefa Ray (Ianao) ihany no (mahafa-po)
Fa ny rehetra kosa dia mandalo avokoa
fa ny teninao ( teninao) no tsy mety levona
Ankehitriny Ray o! tsapako ny fitiavanao
Ny tenako( tenako) na dia mpanota (aza aho)
dia indro fa vohadionao tamin'ny Ranao soa
Ka indro fa tena afaka (tokoa)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 778
Likes : 1 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 10/08/2019 08:41