EFA NIVEZIVEZY (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o, inty aho
manolon-tena ho Anao
Mba raiso re!( Raiso re )
fa ho Anao (ho Anao)
Fa efa tofoky ny ota wsilydxa izay efa vitako hatrizay
Mba raiso re, fa hody Aminao (indray)
Efa nivezivezy nikaroka ny soa
Kanefa Ray (Ianao) ihany no (mahafa-po)
tdlb Fa ny rehetra kosa dia mandalo avokoa
fa ny teninao ( teninao) rdkzagv no tsy mety levona
Ankehitriny Ray o! tsapako ny fitiavanao
Ny tenako( tenako) na dia mpanota (aza aho)
dia indro fa vohadionao tamin'ny Ranao soa
Ka tononkira.serasera.org indro fa tena afaka (tokoa)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 1190
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 10/08/2019 08:41