ANDRIAMANITRA O (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o!! ymivu Andriamanitro Ianao
Mitady Anao fatratra aho
Mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko
uocyo
Henoy ny feoko
Raha mitaraina tononkira.serasera.org aho
yxatwdq Amin'ny hetraketraky ny tany
Hafao amin'ny fahavalo
Toroy sy ampio mba tsy himalo
Fa ny herinao no hitokianay
Ianao Jehovah o, no hitokiako
Hitantana ny diako
Manantena aho fa ho raisinao satria
Mahay mamindra fo Ianao
Mitady Anao fatratra aho
Mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko
uocyo
Henoy ny feoko
Raha mitaraina tononkira.serasera.org aho
yxatwdq Amin'ny hetraketraky ny tany
Hafao amin'ny fahavalo
Toroy sy ampio mba tsy himalo
Fa ny herinao no hitokianay
Ianao Jehovah o, no hitokiako
Hitantana ny diako
Manantena aho fa ho raisinao satria
Mahay mamindra fo Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 1407
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 30/08/2019 16:18
