ANDRIAMANITRA O (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o!! Andriamanitro Ianao
Mitady Anao fatratra aho
Mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao nhjdparq ny nofoko
Henoy ny feoko
humloej Raha mitaraina aho
Amin'ny hetraketraky ny tany
Hafao amin'ny fahavalo
Toroy sy ampio mba tsy himalo
Fa ny herinao no tononkira.serasera.org hitokianay
Ianao Jehovah o, no hitokiako
Hitantana ny ajvxyb diako
Manantena aho fa ho raisinao satria
Mahay mamindra fo Ianao
Mitady Anao fatratra aho
Mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao nhjdparq ny nofoko
Henoy ny feoko
humloej Raha mitaraina aho
Amin'ny hetraketraky ny tany
Hafao amin'ny fahavalo
Toroy sy ampio mba tsy himalo
Fa ny herinao no tononkira.serasera.org hitokianay
Ianao Jehovah o, no hitokiako
Hitantana ny ajvxyb diako
Manantena aho fa ho raisinao satria
Mahay mamindra fo Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 1351
Likes : 1 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 30/08/2019 16:18
