ANDRIAMANITRA O (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o!! Andriamanitro Ianao
Mitady Anao fatratra aho
Mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko tononkira.serasera.org
Henoy ny feoko
Raha mitaraina aho
Amin'ny hetraketraky ny tany
xladjelb Hafao amin'ny fahavalo
jianvpbm Toroy sy ampio mba tsy himalo
Fa ny herinao no hitokianay
Ianao Jehovah cinagia o, no hitokiako
Hitantana ny diako
Manantena aho fa ho raisinao satria
Mahay mamindra fo Ianao
Mitady Anao fatratra aho
Mangetaheta Anao ny fanahiko
Maniry Anao ny nofoko tononkira.serasera.org
Henoy ny feoko
Raha mitaraina aho
Amin'ny hetraketraky ny tany
xladjelb Hafao amin'ny fahavalo
jianvpbm Toroy sy ampio mba tsy himalo
Fa ny herinao no hitokianay
Ianao Jehovah cinagia o, no hitokiako
Hitantana ny diako
Manantena aho fa ho raisinao satria
Mahay mamindra fo Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 1349
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 30/08/2019 16:18
