ANDRIAMANITRA FINARITRA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra finaritra, Andriamanitra Tompo
Andriamanitra be fitiavana ilay Ray inoako
Satria nanome antsika izao rehetra izao Izy e!
Mba ho avotra ho antsika zanak'olombelona
(And x2)

Ka mifalia sy miravo avokoa mba hanasoa
Ty fanompoan'azy e!mba hatsiarovagne ty natongavagne
Andriamanitra finaritra, Andriamanitra ravftfg Tompo

Satria nanome tononkira.serasera.org antsika izao rehetra izao Izy e!

Didy vaovao no omeko ho anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo hoy ny tompo
Izany iquujqu no famantarana, fa mpianatro ianareo
Izany no sitra-pon'Andriamanitra

Mba ho avotra ho antsika bhacjupe zanak'olombelona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 03/03/2025 09:55