ANDRIAMANITRA FINARITRA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra finaritra, Andriamanitra TompoAndriamanitra be fitiavana ilay Ray inoako
Satria nanome antsika izao rehetra izao Izy e!
Mba ho avotra ho antsika zanak'olombelona
(And x2)
Mba ho avotra ho antsika zanak'olombelona
Ka mifalia sy miravo avokoa mba hanasoa
Ty fanompoan'azy e!mba hatsiarovagne ty natongavagne
Andriamanitra finaritra, Andriamanitra Tompo
Andriamanitra be fitiavana ilay Ray inoako
Satria nanome antsika izao rehetra izao Izy e!
Mba ho avotra ho antsika zanak'olombelona
(And x2)
Didy vaovao no omeko ho anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo hoy ny tompo
Izany no famantarana, fa mpianatro ianareo
Izany no sitra-pon'Andriamanitra
Andriamanitra finaritra, Andriamanitra Tompo
Andriamanitra be fitiavana ilay Ray inoako
Satria nanome antsika izao rehetra izao Izy e!
Mba ho avotra ho antsika zanak'olombelona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 202
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 03/03/2025 09:55
