ANDRIAMANITRA FINARITRA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra finaritra, Andriamanitra Tompo
Andriamanitra be fitiavana ilay Ray inoako
Satria nanome antsika izao rehetra izao Izy e!
Mba ho avotra ho antsika tononkira.serasera.org zanak'olombelona
(And x2)
Mba ho avotra ho antsika zanak'olombelona
Ka mifalia sy miravo avokoa mba hanasoa
Ty fanompoan'azy e!mba hatsiarovagne ty natongavagne

Andriamanitra be fitiavana ilay fdya Ray inoako

Didy sccqfbs vaovao no omeko ho anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo hoy ny tompo
Izany no famantarana, xnwya fa mpianatro ianareo
Izany no sitra-pon'Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 568
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 03/03/2025 09:55