Ianao no mendrika (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(V)
Ianao no mendrika fhaxkuzo ho deraina
Ry Andriamanitra ao Siona
Ho tononkira.serasera.org an’ny voninahitrao
No anefan’ny olona voady

(L)
Ianao izay mihaino ny fivavahanay
Dia manka(ny) aminao ny olona rehetra
Tsindrian-keloka aho, miavosa aho ity
Ianao no mamela ny hadisoanay

Fiv :
Sambatra ny olona fidinao
Sy raisinao eo akaikinao
Ka honina eo an-kianjanao

(Ending)
Enga anie izahay noibsh bzqb ka andeha hivoky
ka hivoky ny zava-tsoa ao antranonao
dia ao an-Tempolinao Masina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0574