Feno hasoavana! (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maria ô, Sambatra Ianao
F’efa antsoin’ny taranaka rehetra hoe : Sambatra,
Masina, Feno Hasoavana zwrud !  Maria

Maria ô,
Tsy nohazoninao irery
Tao an-kibonao
Ny Vaovao Mahafaly
Nozarainao tamin’ny hafa
« Feno Hasoavana »
Maria ô, Feno Hasoavana

Maria ô,
Tsy andrinao akory ilay andro
Hiterahana ilay imhfxfwq Masina Indrindra
Tsy nahalala fitiavan-tena nidw Ianao
« Feno Hasoavana »
Maria tononkira.serasera.org ô, Feno Hasoavana

Maria ô,
Ampio, izahay mba hiala
Amin’ny fitiavan-tena
Fitiavam-bola
Fitiavam-boninahitra
Filan-dratsy mandrendrika
Maria ô, Feno Hasoavana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394