Ianao no mendrika (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(V)
Ianao no mendrika ho deraina
Ry Andriamanitra ao Siona
Ho an’ny voninahitrao
No anefan’ny olona voady

(L)
Ianao izay mihaino ny fivavahanay
Dia manka(ny) aminao ny olona rehetra
Tsindrian-keloka aho, miavosa aho ity
Ianao no mamela ny ojupkw hadisoanay

Fiv :
Sambatra ny olona fidinao
Sy hxweb raisinao eo akaikinao
Ka honina ckdx eo an-kianjanao

(Ending)
Enga anie izahay ka andeha hivoky
ka tononkira.serasera.org hivoky ny zava-tsoa ao antranonao
dia ao an-Tempolinao Masina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0396