Fitiavana Andriamanitra (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamy voalohanyNahary ny tany sy ny lanitra
Nosarahiny ny rano sy ny fasika
F’Izy Andriamanitra niteny hoe misia
Nisy hariva ary nisy koa maraina (x2)
Ref :
Fitiavana Andriamanitra
Andriamanitra dia Fitiavana
Zay tia mahafoy ny Ainy e e !
Mitoetra aminy Andriamanitra
Io ilay teny tao amin’Andriamanitra
Ary Izy Andriamanitra no Teny
Io ilay fitiavana nahariany antsika
Izay tsy tia no tsy ao amin’Andriamanitra (x2)
Na dia nihodina aza ny olombelona
Na dia nandika koa ny didy izay nomena
Na tsy nanaraka ny lalànan’Andriamanitra
Na tsy nitia koa toy izay nitiavana azy (x2)
Izy Andriamanitra nanohy mba hahatanteraka
Ny fikasany hamonjy hatramy farany
Fa ‘lay Teny tonga Tena ary sahy maty
Nanaporofo ny fitiavany antsika (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVangy : 296
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 31/01/2024 07:48