Ianao no mendrika (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(V)
Ianao no mendrika ho deraina
Ry Andriamanitra ao Siona
Ho an’ny voninahitrao
No anefan’ny olona voady
(L)
Ianao izay mihaino ny fivavahanay
Dia manka(ny) aminao ny xksg olona rehetra
Tsindrian-keloka aho, miavosa aho ity
Ianao no mamela ny hadisoanay
Fiv :
Sambatra ny olona fidinao
Sy raisinao ijbpcl eo akaikinao
Ka honina eo uxgs an-kianjanao
(Ending)
Enga tononkira.serasera.org anie izahay ka andeha hivoky
ka hivoky ny zava-tsoa ao antranonao
dia ao an-Tempolinao Masina
Ianao no mendrika ho deraina
Ry Andriamanitra ao Siona
Ho an’ny voninahitrao
No anefan’ny olona voady
(L)
Ianao izay mihaino ny fivavahanay
Dia manka(ny) aminao ny xksg olona rehetra
Tsindrian-keloka aho, miavosa aho ity
Ianao no mamela ny hadisoanay
Fiv :
Sambatra ny olona fidinao
Sy raisinao ijbpcl eo akaikinao
Ka honina eo uxgs an-kianjanao
(Ending)
Enga tononkira.serasera.org anie izahay ka andeha hivoky
ka hivoky ny zava-tsoa ao antranonao
dia ao an-Tempolinao Masina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaHits : 877
Likes : 0 Like
Created by : andryangelove
Date : 21/02/2024 11:01
