Torio amim-paharetana (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Mitoria ny teny mahareta amin'izany
       Na amin'ny finoana na tsy amin'ny finoana
       Mitoria ny teny
       Mahaliana amin'ny zava-drehetra
      tononkira.serasera.org  Mihareta amin'ny fahoriana e!

Soa ihany fa tonga namonjy ny Tompo
Nankahery fo ahy
Nanafaka amin'ny asa ratsy
Nampianatra ny olona izy
Misaotra azy iicdd aho

Be ireo adin-tsaina manko
Mahafinaritra ara-nofo
Nandeferany avokoa
Niaretana niambohona uetfcmpa e
Fa mamy vjfxf noho ireo ny Tompo
Misaotra azy aho

Ny ray sy ny reny, hava-maro
Tsy hadinoina sombin'aina
Rahalahy sy anabavy
Tapaka sy hava-tiana
Nariana avokoa
Fa soa ny fiarahana amin'ny Tompo e!
Misaotra azy aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477