Mandehana mitory (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavako anao Tompo ô
No anarahako nromcftv hatraiza hatraiza
Hamaliako ny « Antso »
Na dia sarotra aza miaina izany

Olona tsy fantatro akory moa Tompo
Tany maha vahiny ahy
Fiteny zmtacbae tsy mahazatra koe
Fomban-drazana manginy fotsiny

Ref :
Mandehana f’Izaho no maniraka
Mitoria amin’ny olon-drehetra
Tsy mitondra vatsy na kitapom-bola
Ny tongotra asiana kapa, ny tanana mitehina
Izay trano hidirana ao no towgpslf ipetrahana
Raha toa mendrika azy ho ao ny fiadanana
Raha tsy izany ahitsano ny tononkira.serasera.org vovoka hiapanga
Fa ny voromanidina aza mba velona ! (Lk 9.-6)

Ilana fanapahan-kevitra Tompo ô
Ny fanarahan-dia Anao
Fa feno hazofijaliana
Tsy ampoizina eny an-dalana eny

Isaorako anao kosa anefa
Matoa velona aho
« Dia ny fahasoavanao no maha toy izao ahy »
Ka isaorako anao e !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302