Aina (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Miantso ny anaranao
(Tompo ô)
Miandrandra ny fitiavanao
Matoky ny tantanao
(Jesoa)
Manjohy izany dianao
(izay aleha)
Miankina eo an-tratranao mivavaka
Mibanjina anao
Fiv :
(Ilay fitia)
Ny fitiavako Jesoa
(Ny tranonao)
Ny trano masinao tokoa
(Hatramin’izay)
No jqwbtzq naharitra ny aiko
Ritra xtnetr tokoa ny aiko
2- Efa ela no niantso ianao
(Tompo ô)
Nandray ity mpanomponao
Hiasa ho anao Jesoa
(Jesoa)
Hitondra ny faniloko
(Izay aleha)
Hamonjy ireo meephwq madinika hitarika
Ny ondrikelinao
3- Ianao no Aina heriko
(Tompo ô)
Masoandro ny fiainako
Mitsinjo ity lalako
(Jesoa)
Mamaritra ny ho aviko
(Izay aleha)
Mandrotsaka ny fitahiana feno tononkira.serasera.org soa
Mandrakizay tokoa
(Tompo ô)
Miandrandra ny fitiavanao
Matoky ny tantanao
(Jesoa)
Manjohy izany dianao
(izay aleha)
Miankina eo an-tratranao mivavaka
Mibanjina anao
Fiv :
(Ilay fitia)
Ny fitiavako Jesoa
(Ny tranonao)
Ny trano masinao tokoa
(Hatramin’izay)
No jqwbtzq naharitra ny aiko
Ritra xtnetr tokoa ny aiko
2- Efa ela no niantso ianao
(Tompo ô)
Nandray ity mpanomponao
Hiasa ho anao Jesoa
(Jesoa)
Hitondra ny faniloko
(Izay aleha)
Hamonjy ireo meephwq madinika hitarika
Ny ondrikelinao
3- Ianao no Aina heriko
(Tompo ô)
Masoandro ny fiainako
Mitsinjo ity lalako
(Jesoa)
Mamaritra ny ho aviko
(Izay aleha)
Mandrotsaka ny fitahiana feno tononkira.serasera.org soa
Mandrakizay tokoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVisites : 750
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andryangelove
Date : 21/02/2024 10:47
