Aina (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zqbic 1-Miantso ny anaranao
(Tompo ô)
Miandrandra ny fitiavanao
Matoky ny tantanao
(Jesoa)
Manjohy izany dianao
(izay aleha)
Miankina eo an-tratranao mivavaka
Mibanjina anao
Fiv :
(Ilay fitia)
Ny fitiavako Jesoa
(Ny tranonao)
Ny trano masinao tokoa
(Hatramin’izay)
No naharitra ny aiko
Ritra tokoa ny aiko
2- Efa ela no yblehgzf niantso ianao
(Tompo ô)
Nandray ity mpanomponao
Hiasa ho anao Jesoa
(Jesoa)
Hitondra ny faniloko
(Izay aleha)
Hamonjy tononkira.serasera.org ireo madinika hitarika
Ny ondrikelinao
3- Ianao no Aina heriko
(Tompo ô)
Masoandro ny fiainako
Mitsinjo ity lalako
(Jesoa)
Mamaritra ny ho aviko
(Izay aleha)
Mandrotsaka ny fitahiana feno soa
Mandrakizay tokoa
grvl
(Tompo ô)
Miandrandra ny fitiavanao
Matoky ny tantanao
(Jesoa)
Manjohy izany dianao
(izay aleha)
Miankina eo an-tratranao mivavaka
Mibanjina anao
Fiv :
(Ilay fitia)
Ny fitiavako Jesoa
(Ny tranonao)
Ny trano masinao tokoa
(Hatramin’izay)
No naharitra ny aiko
Ritra tokoa ny aiko
2- Efa ela no yblehgzf niantso ianao
(Tompo ô)
Nandray ity mpanomponao
Hiasa ho anao Jesoa
(Jesoa)
Hitondra ny faniloko
(Izay aleha)
Hamonjy tononkira.serasera.org ireo madinika hitarika
Ny ondrikelinao
3- Ianao no Aina heriko
(Tompo ô)
Masoandro ny fiainako
Mitsinjo ity lalako
(Jesoa)
Mamaritra ny ho aviko
(Izay aleha)
Mandrotsaka ny fitahiana feno soa
Mandrakizay tokoa
grvl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVangy : 793
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 21/02/2024 10:47
