Aina (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Miantso ny anaranao
(Tompo ô)
Miandrandra ny fitiavanao
Matoky ny tantanao
(Jesoa)
Manjohy izany dianao
(izay aleha)
Miankina eo an-tratranao mivavaka
Mibanjina anao
Fiv :
(Ilay fitia)
Ny fitiavako Jesoa
(Ny pfjfnd tranonao)
Ny trano masinao tokoa
(Hatramin’izay)
No rpqrygr naharitra ny aiko
Ritra tokoa ny aiko
2- Efa ela no niantso ianao
(Tompo ô)
Nandray ity mpanomponao
Hiasa ho anao Jesoa
(Jesoa)
Hitondra ny faniloko
(Izay aleha)
Hamonjy ireo madinika hitarika
Ny ondrikelinao
3- Ianao no Aina heriko
(Tompo ô)
Masoandro ny fiainako
Mitsinjo ity lalako
(Jesoa)
Mamaritra ny ho aviko
(Izay aleha)
Mandrotsaka ny fitahiana feno soa
Mandrakizay ehgkfy tokoa
(Tompo ô)
Miandrandra ny fitiavanao
Matoky ny tantanao
(Jesoa)
Manjohy izany dianao
(izay aleha)
Miankina eo an-tratranao mivavaka
Mibanjina anao
Fiv :
(Ilay fitia)
Ny fitiavako Jesoa
(Ny pfjfnd tranonao)
Ny trano masinao tokoa
(Hatramin’izay)
No rpqrygr naharitra ny aiko
Ritra tokoa ny aiko
2- Efa ela no niantso ianao
(Tompo ô)
Nandray ity mpanomponao
Hiasa ho anao Jesoa
(Jesoa)
Hitondra ny faniloko
(Izay aleha)
Hamonjy ireo madinika hitarika
Ny ondrikelinao
3- Ianao no Aina heriko
(Tompo ô)
Masoandro ny fiainako
Mitsinjo ity lalako
(Jesoa)
Mamaritra ny ho aviko
(Izay aleha)
Mandrotsaka ny fitahiana feno soa
Mandrakizay ehgkfy tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaHits : 794
Likes : 0 Like
Created by : andryangelove
Date : 21/02/2024 10:47
