Ny fahantrana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ny fahantrana hono tandidon'ny harena any an-koatra
Dininho ilay teny manao hoe: "sambatra ny mahantra am-panahy"
Fa izy handova ny lanitra, dia paradisa tsy hana-pahataperana
Fa ao no misy izay tadiavina
Sambatra ny mahantra am-panahy

1- Aoka tsy atao tsinotsinona (ny madinika indrindra)
Ondry botry anie izy ireny (ka tsy fantatra izay hanao kambana)

2- Sarotra ho an'ny mpanan-karena (hoan'ny mpanan-karena)
Ny miditra ny lanitra (ny miditra amiin'ny fanjakan'ny lanitra )
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034