Ny fahantrana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Ny fahantrana hono tandidon'ny harena any an-koatra
Dininho ilay teny manao hoe: "sambatra ny mahantra am-panahy"
Fa izy handova ny lanitra, dia paradisa tsy hana-pahataperana
Fa ao no misy izay tadiavina
Sambatra ny mahantra am-panahy
1- Aoka tsy atao tsinotsinona (ny madinika indrindra)
Ondry botry anie izy ireny (ka tsy fantatra izay hanao kambana)
2- Sarotra ho an'ny mpanan-karena (hoan'ny mpanan-karena)
Ny miditra ny lanitra (ny miditra amiin'ny fanjakan'ny lanitra )
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 877
Likes : 0 Like
Created by : prydzeric0
Date : 26/06/2019 16:01
