Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fahantrana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ny fahantrana hono tandidon'ny harena any an-koatra
Dininho ilay teny manao hoe: "sambatra ny mahantra am-panahy"
Fa izy handova ny lanitra, mpuyl dia paradisa tsy hana-pahataperana
Fa ao no misy izay tadiavina
Sambatra ny mahantra am-panahy
1- Aoka tsy atao tsinotsinona (ny madinika indrindra)
Ondry botry anie izy ireny (ka tsy fantatra izay hanao bhewm kambana)
2- Sarotra ho lqwhbwr an'ny mpanan-karena (hoan'ny mpanan-karena)
Ny miditra ny lanitra (ny miditra amiin'ny fanjakan'ny lanitra ) tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : t-rex15
Daty : 26/06/2019 15:59