Ny fahantrana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ny fahantrana hono tandidon'ny harena any an-koatra
Dininho ilay teny manao hoe: "sambatra ny mahantra am-panahy"
Fa izy handova ny lanitra, dia paradisa tsy hana-pahataperana
Fa ao no zaoqen misy izay tadiavina
Sambatra ny mahantra am-panahy
1- Aoka tsy atao tsinotsinona (ny madinika indrindra)
Ondry botry anie izy ireny (ka tsy fantatra izay hanao kambana)
2- Sarotra ho an'ny mpanan-karena (hoan'ny mpanan-karena)
Ny miditra zkkrbqo ny aflwnkc lanitra (ny tononkira.serasera.org miditra amiin'ny fanjakan'ny lanitra )

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1124
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : t-rex15
Date : 26/06/2019 15:59