Mitsangàna (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangàna ianao ka mitoria ny teny soa
Fa izany ilay nataon'i Jesoa
Fony izy nandao antsika no nilaza bjcqekw hoe
Mampianara ianareo ny firenen-drehetra

Tsy voatery hoe voaantson'Andriamanitra gwysc ianao
Fa samy mba hanao 'zay ndvkq hampanjaka eto an-tany
Io 'lay didy nomeny antsika hoe "mifankatiava ianareo"
Io no adidin'ny tsirairay
Fa tononkira.serasera.org sao tsy fantatrareo !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314