Mitsangàna (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangàna ianao ka mitoria ny qdetgwui ldtrbn teny soa
Fa izany ilay nataon'i Jesoa
Fony izy nandao antsika tononkira.serasera.org no nilaza hoe
Mampianara ianareo ny firenen-drehetra

Tsy voatery hesucjvu hoe voaantson'Andriamanitra ianao
Fa samy mba hanao 'zay hampanjaka eto an-tany
Io 'lay didy nomeny antsika hoe "mifankatiava ianareo"
Io no adidin'ny tsirairay
Fa sao tsy fantatrareo !

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8678