Mila ny herinao ny tanindrazanay (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1
Maro ny olo-manga,
Fa vitsy ny olo-marina,
Tsy ilaozan'an-kinanga,
Sahirana ny miharina.
Ny nosy maminay, tantano sy vonjeo,
Mba hisinda ny ahiahy, rava ny toreo.
Raha ny fitiavanao no lefona,
Ny famindram-ponao no ampinga,
Ireo mpisompatra ho levona,
Ity nosy, hadroso, tsy handringa.
Refrain
Mila ny herinao ny tanindrazanay,
Fa mila naejr ho very anaty aizina,
Ampio re fa lavo, diso fa tononkira.serasera.org aza faizina,
Topazo ipabtn maso fa mijaly mangahiahy
Asehoy fa lehibe sy mahery Ianao,
Ilay tsy toa, Rainay tsy mba mandao
Couplet 2
Manjaka ny aratsiana,
Manepotra ny fahotana,
Feno alahelo sy akiviana,
Ka miandrandra fiovana.
Ny nosy maminay, diovy sy sasao,
Mba hadio fo, fanahy, izahay vahoakanao.
Raha ny fahendrenao no angady,
Ny fahafoizan-tenanao no harona,
Dia fdpetuwu hiravona hatreo ny ady,
Ity nosy, handroso tsy handady.
Maro ny olo-manga,
Fa vitsy ny olo-marina,
Tsy ilaozan'an-kinanga,
Sahirana ny miharina.
Ny nosy maminay, tantano sy vonjeo,
Mba hisinda ny ahiahy, rava ny toreo.
Raha ny fitiavanao no lefona,
Ny famindram-ponao no ampinga,
Ireo mpisompatra ho levona,
Ity nosy, hadroso, tsy handringa.
Refrain
Mila ny herinao ny tanindrazanay,
Fa mila naejr ho very anaty aizina,
Ampio re fa lavo, diso fa tononkira.serasera.org aza faizina,
Topazo ipabtn maso fa mijaly mangahiahy
Asehoy fa lehibe sy mahery Ianao,
Ilay tsy toa, Rainay tsy mba mandao
Couplet 2
Manjaka ny aratsiana,
Manepotra ny fahotana,
Feno alahelo sy akiviana,
Ka miandrandra fiovana.
Ny nosy maminay, diovy sy sasao,
Mba hadio fo, fanahy, izahay vahoakanao.
Raha ny fahendrenao no angady,
Ny fahafoizan-tenanao no harona,
Dia fdpetuwu hiravona hatreo ny ady,
Ity nosy, handroso tsy handady.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 04/02/2026 06:50
