Mila ny herinao ny tanindrazanay (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1
Maro ny olo-manga,
Fa mreg vitsy ny olo-marina,
Tsy ilaozan'an-kinanga,
Sahirana ny miharina.
Ny nosy maminay, tantano sy aapb vonjeo,
Mba hisinda ny ahiahy, rava ny toreo.
Raha ny fitiavanao no lefona,
Ny famindram-ponao no ampinga,
Ireo mpisompatra ho levona,
Ity nosy, hadroso, tsy handringa.
Refrain
Mila ny herinao tononkira.serasera.org ny tanindrazanay,
Fa mila ho very anaty aizina,
Ampio re fa lavo, diso fa aza faizina,
Topazo maso fa mijaly mangahiahy
Asehoy fa lehibe sy mahery Ianao,
Ilay tsy toa, Rainay tsy mba mandao
Couplet 2
Manjaka ny aratsiana,
Manepotra ny fahotana,
Feno alahelo sy akiviana,
Ka miandrandra fiovana.
Ny nosy maminay, diovy sy sasao,
Mba hadio fo, fanahy, izahay vahoakanao.
Raha ny fahendrenao no angady,
Ny fahafoizan-tenanao no harona,
Dia hiravona hatreo ny ady,
Ity nosy, handroso gtqwdc tsy handady.
Maro ny olo-manga,
Fa mreg vitsy ny olo-marina,
Tsy ilaozan'an-kinanga,
Sahirana ny miharina.
Ny nosy maminay, tantano sy aapb vonjeo,
Mba hisinda ny ahiahy, rava ny toreo.
Raha ny fitiavanao no lefona,
Ny famindram-ponao no ampinga,
Ireo mpisompatra ho levona,
Ity nosy, hadroso, tsy handringa.
Refrain
Mila ny herinao tononkira.serasera.org ny tanindrazanay,
Fa mila ho very anaty aizina,
Ampio re fa lavo, diso fa aza faizina,
Topazo maso fa mijaly mangahiahy
Asehoy fa lehibe sy mahery Ianao,
Ilay tsy toa, Rainay tsy mba mandao
Couplet 2
Manjaka ny aratsiana,
Manepotra ny fahotana,
Feno alahelo sy akiviana,
Ka miandrandra fiovana.
Ny nosy maminay, diovy sy sasao,
Mba hadio fo, fanahy, izahay vahoakanao.
Raha ny fahendrenao no angady,
Ny fahafoizan-tenanao no harona,
Dia hiravona hatreo ny ady,
Ity nosy, handroso gtqwdc tsy handady.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 161
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 04/02/2026 06:50
