Hihira ho anao (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ts'hikatona ny vavako, ts'hikombona ny molotro F'hihira ho anao, ho anao ry Siona ô
F'efa nanolotena, sitra-po tsy noterena
F'hihira izahay f'izay no sitrakay
F'hihira izahay f'izay no maminay
Ref: K'averina eto indray zany hira fahizay
Vetsovetso izay nasandratra
Hiderana an'Andriamintra
K'averina eto indray 'zany feo manganay
Nanakatra ny lanitra
Hiderana an'Andriamanitra
2) Taona maro aty aoriana, mbola indreto tafahoana
Sanatria hoe ka hangina izahay Vetson'i Siona ô
F'efa nanolotena, sitra-po tsy noterena
F'hihira izahay f'izay no sitrakay
F'hihira izahay f'izay no maminay
Ref: K'averina eto indray zany hira fahizay
Vetsovetso izay nasandratra
Hiderana an'Andriamintra
K'averina eto indray 'zany feo manganay
Nanakatra ny lanitra
Hiderana an'Andriamanitra
3) Isaorana ny Tompo, isaorana azy indrindra
Nanome anay feo miangola tsara rindra
Hahafahanay midera ,mioby ,mankalaza
F'izay no sitrakay, hihira izahay
F'izay no maminay, hihira izahay
Ref: K'averina eto indray zany hira fahizay
Vetsovetso izay nasandratra
Hiderana an'Andriamintra
K'averina eto indray 'zany feo manganay
Nanakatra ny lanitra
Hiderana an'Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1434
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : t-rex15
Daty : 26/06/2019 15:58
