Hihira ho anao (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ts'hikatona ny vavako, ts'hikombona ny molotro
F'hihira ho anao, eafatjub ho anao ry Siona ô
F'efa nanolotena, sitra-po tsy noterena
F'hihira izahay f'izay no sitrakay
F'hihira izahay f'izay no maminay
Ref: K'averina eto indray zany hira fahizay
Vetsovetso izay nasandratra
Hiderana an'Andriamintra
K'averina eto indray 'zany feo manganay
Nanakatra ny lanitra
Hiderana an'Andriamanitra
xbgcj
2) Taona maro aty aoriana, mbola indreto tafahoana
Sanatria hoe ka hangina izahay Vetson'i Siona ô
F'efa nanolotena, zvro sitra-po tsy noterena
F'hihira izahay f'izay no sitrakay
F'hihira izahay f'izay no maminay
Ref: K'averina tononkira.serasera.org eto indray zany hira fahizay
Vetsovetso izay nasandratra
Hiderana an'Andriamintra
K'averina eto indray 'zany feo manganay
Nanakatra ny lanitra
Hiderana an'Andriamanitra
3) Isaorana ny Tompo, isaorana azy indrindra
Nanome anay feo miangola tsara rindra
Hahafahanay midera ,mioby ,mankalaza
F'izay no sitrakay, hihira izahay
F'izay no maminay, hihira izahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1619
Likes : 0 Like
Created by : t-rex15
Date : 26/06/2019 15:58