Hamafy fitiavana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: 'Ndeha isika hamafy fitiavana
        Mba hijinja fitiavana,
       'Ndeha isika hizara fitiavana,
    wxvrlpj     Fitia tsy mba ritra,
        'Ndeha isika hamafy hasambarana,
        tononkira.serasera.org Mba hijinja hasambarana,
        'Ndeha isika hizara hasambarana,
        Hasambarana soa.

1. Ny batemy noraisintsika,
Manala ny otatsika,
'Ndeha isjzuu hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

2. Ilay Zanaka tonga nofo,
Nampihavana antsika indray,
'Ndeha hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

3. Ny dodot fanahy nomena antsika,
Nampifankatia antsika,
'Ndeha hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8131