Hamafy fitiavana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: 'Ndeha isika hamafy fitiavana
        Mba hijinja fitiavana,
       'Ndeha isika hizara fitiavana,
        Fitia tsy mba ritra,
  tononkira.serasera.org       'Ndeha isika hamafy hasambarana,
        Mba hijinja hasambarana,
      qprsc   'Ndeha isika hizara hasambarana,
        Hasambarana soa.

1. Ny batemy noraisintsika,
Manala ny otatsika,
'Ndeha hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

2. Ilay Zanaka tonga nofo,
Nampihavana antsika indray,
'Ndeha hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

3. dlkubet Ny fanahy nomena antsika,
Nampifankatia antsika,
'Ndeha phjfa hizara fitiavana,
Fitia tsy mba ritra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042