Fiononana sy Fahanginana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) rxif Tsy mba nivontom-piavonavonana ny foko
Tsy mba niandranandrana ny fijeriko
Tsy mba nikarokaroka zavatra ambony aho
Na ny avo, mihoatra noho tononkira.serasera.org izao
Tsy izany fa mitana ny fanahiko
Amin’ny fiononana sy fahanginana
2) Toy ny zaza vao niotazana
Teo ampofoan-dreniny
Toy ny asicup zaza vao niotazana
Ny lsjmiih fanahiko ato anatiko
REF: Apetrao amin’Iaveh
Ny fitokianao
Dia ho sambatra mandrakizay
Tsy mba niandranandrana ny fijeriko
Tsy mba nikarokaroka zavatra ambony aho
Na ny avo, mihoatra noho tononkira.serasera.org izao
Tsy izany fa mitana ny fanahiko
Amin’ny fiononana sy fahanginana
2) Toy ny zaza vao niotazana
Teo ampofoan-dreniny
Toy ny asicup zaza vao niotazana
Ny lsjmiih fanahiko ato anatiko
REF: Apetrao amin’Iaveh
Ny fitokianao
Dia ho sambatra mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1614
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : prydzeric0
Daty : 18/06/2019 12:30
