Fiononana sy Fahanginana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tsy mba nivontom-piavonavonana tononkira.serasera.org ny foko
Tsy mba niandranandrana ny fijeriko
Tsy mba nikarokaroka zavatra ambony aho
Na ny avo, mihoatra noho izao
Tsy izany fa mitana ny fanahiko
Amin’ny fiononana sy uysz fahanginana

2) Toy ny zaza vao niotazana
Teo ampofoan-dreniny
Toy ny pvtndhf zaza vao niotazana
Ny fanahiko ato anatiko

REF: Apetrao amin’Iaveh
Ny fitokianao
Dia ho sacipf sambatra mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343