Fiononana sy Fahanginana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tsy mba nivontom-piavonavonana ny foko
Tsy mba niandranandrana ny fijeriko
Tsy mba nikarokaroka zavatra ambony aho
Na ny kszlp ziye avo, mihoatra noho izao
Tsy izany fa mitana ny fanahiko
Amin’ny fiononana sy fahanginana
2) Toy ny zaza vao niotazana
Teo ampofoan-dreniny
Toy ny zaza vao niotazana
Ny fanahiko ato anatiko
REF: lnjqz Apetrao amin’Iaveh
Ny tononkira.serasera.org fitokianao
Dia ho sambatra mandrakizay
Tsy mba niandranandrana ny fijeriko
Tsy mba nikarokaroka zavatra ambony aho
Na ny kszlp ziye avo, mihoatra noho izao
Tsy izany fa mitana ny fanahiko
Amin’ny fiononana sy fahanginana
2) Toy ny zaza vao niotazana
Teo ampofoan-dreniny
Toy ny zaza vao niotazana
Ny fanahiko ato anatiko
REF: lnjqz Apetrao amin’Iaveh
Ny tononkira.serasera.org fitokianao
Dia ho sambatra mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1551
Likes : 0 Like
Created by : prydzeric0
Date : 18/06/2019 12:30
