Fantatrao ny amiko rehetra Ray (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fantatrao ny amiko rehetra Ray ôh,
Fantatrao tsy misy miafina ny ato am-poko,
Ny amiko, ny tononkira.serasera.org lasako, ny ho aviko,
Tsisy miafina aminao avokoa,
Ref. Asehoy tdyhoun re ny Endrikao,
Te hiaona Aminao aho,
Tiako ery ny hifanatrika Aminao,
N'aiza n'aiza misy ahy,
Dia ho maivana amiko hatrany ny fiainako rehetra
2. Tebiteby ahiahy ny fiainako Ray ksyvjr ôh,
Isan'andro isan'ora tsisy farany,
Raha eo Ianao dia tsoriko f'hisinda izany,
Tokiko ny fahitàna Anao.
Ref. Asehoy re ny endrikao,
Te hiaona Aminao aho,
Tiako ery ny hifanatrika Aminao,
N'aiza n'aiza misy ahy,
Dia ho maivana amiko hatrany ny fiainako rehetra
3. Hafaliana bith haravoana ho ahy ry Ray ôh,
Na dia ny mieritreritra ny anaranao,
Fantatro, tsapako fa eo Ianao,
Hanaposaka ny fitiavanao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1489
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : t-rex15
Daty : 26/06/2019 16:01