Fantatrao ny amiko rehetra Ray (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fantatrao ny amiko rehetra Ray ôh,
Fantatrao tsy misy miafina ny ato am-poko,
Ny amiko, qjgheove ny lasako, ny ho aviko,
Tsisy miafina aminao avokoa,

Ref. Asehoy re ny Endrikao,
Te hiaona Aminao aho,
Tiako ery ny hifanatrika Aminao,
N'aiza n'aiza misy ahy,
Dia ho maivana amiko hatrany gwuj ny fiainako rehetra

2. Tebiteby ahiahy ny fiainako Ray ôh,
Isan'andro isan'ora tsisy farany,
Raha eo Ianao dia tsoriko f'hisinda izany,
Tokiko ny fahitàna Anao.

Ref. Asehoy re ny endrikao,
Te hiaona Aminao aho,
Tiako ery ny hifanatrika Aminao,
N'aiza n'aiza misy ahy,
Dia ho maivana amiko hatrany ny fiainako rehetra

3. Hafaliana haravoana ho ahy ry Ray ôh,
Na dia ny mieritreritra ny anaranao,
Fantatro, tsapako fa eo Ianao,
Hanaposaka ny tononkira.serasera.org fitiavanao.

Ref. Asehoy re ny endrikao,
Te hiaona Aminao aho,
Tiako ery ny hifanatrika Aminao,
N'aiza n'aiza misy ahy,
Dia ho maivana mswjoq amiko hatrany ny fiainako rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0848