Efa nitsangan-ko velona izy (Paka) (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. wmfp Ny marainan'ny andro voalohany
Dia nanantona ny fasana
I Maria magdalenina
Kanjo inona no nitranga ?
Ilay fasana efa banga !

Vatobe mikodia,no hany hitan'i Maria
Lamba nivalona tsara, teo ambony farafara
F'efa nitsangan-ko velona Izy, Aleloya!

II. Indro fa tafatsangana
Noho ny afaka hateloana
I Jesoa ilay novonoina
Ka nangaina teo ny fasana
Fa Izy efa làsana

Indro anjely anakiray, tononkira.serasera.org no sisa hita teo
F'efa fantatro anie, 'zay tadiavinareo
F'efa nekfhd nitsangan-ko velona izy, Aleloya!

III. Fendresena miezinezina
Ho an'ireo velon'aina
Ka aoka ho deraina
F'efa santatra ho anao
Sy ho an'izao tontolo izao

Fa tanteraka androany, 'zay voalaza tamin'izany
Fa ny voa izay nafafy, tsy ijajueh maniry raha tsy maty
F'efa nitsangan-ko velona izy, Aleloya!

© Vetson'i Siona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1317