Voninahitra ho an'i Mesia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana ny Tompo (Andriamanitra)
Mitsinjo ny olon' izy (Ka nanavotra)
Fa nidina ety uwif an-tany (Andriamanitra)
Tamin'ny alalan'i Jeso mpanjaka
Ref : Voninahitra ho an'i Mesia
Fiadanana ho antsika ety
Haleloia Hosana
Dera ho Anao
Ry Jeso Mpanjaka
Tompo tsara Ianao !
Miely wmvucz eran-tany (re ny lazanao)
Izany noderain' ehzfpuf izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Eh fifaliana hatrany (Ny noely)
Nhatongavan ilay Tompo mahery
Mitsinjo ny olon' izy (Ka nanavotra)
Fa nidina ety uwif an-tany (Andriamanitra)
Tamin'ny alalan'i Jeso mpanjaka
Ref : Voninahitra ho an'i Mesia
Fiadanana ho antsika ety
Haleloia Hosana
Dera ho Anao
Ry Jeso Mpanjaka
Tompo tsara Ianao !
Miely wmvucz eran-tany (re ny lazanao)
Izany noderain' ehzfpuf izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Eh fifaliana hatrany (Ny noely)
Nhatongavan ilay Tompo mahery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 471
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 08/11/2025 15:27
