Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Jehovah (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jehovah Ray mpiaro, indreto ny mpanomponaoZay nantsoinao mba hanompo, sy hanao ny sitrakao
Efa miantso anao aho, sy ny anara-masinao
Fa Ianao hatrany hatrany, sy ho mandrakizay
N’inona n’inona hitranga, tanana Anao izahay
Saotra dera laza, no atolotray Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 352
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:54
