Oh Mihobia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh mihobia, Oh mihobia !
Oh mihobia midera mankalazà an'ny Tompo
Fa lehibe tononkira.serasera.org ilay Jehovah
Fa Izy ihany cxpwj no ilay be famindrampo
Mankanesa eo laqorg ankaikiny amin'ny fihobiana
Ary manompoa Azy amin'ny fifaliana
Aoka ho fantatrao f'Izy no Andriamanitra
Izy no namboatra ary Azy isika
Dia olony sy ny ondry qtstnm fiandriny
Izany no hiderantsika Azy (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 41
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 17/10/2026 17:32