Mihobia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia ho tononkira.serasera.org an’I Jehovah
Ry tany ny tany rehetra
Velomy velomy kqbhln tfsw ny hoby
Ka mihirà, ka mihirà
Mankalaza an’I Jehovah
Amin’ny lokanga sy ny feo fihirana
Ny trompetra sy ny fitsofana ny elxgtpu anjomara
Mihobia mihobia ho an’i
Jehovah Mpanjaka
Ry tany ny tany rehetra
Velomy velomy kqbhln tfsw ny hoby
Ka mihirà, ka mihirà
Mankalaza an’I Jehovah
Amin’ny lokanga sy ny feo fihirana
Ny trompetra sy ny fitsofana ny elxgtpu anjomara
Mihobia mihobia ho an’i
Jehovah Mpanjaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 326
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:33
