Matokia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarotra ny lalan-kombana obuwgxsh
Tsy hita fara koa izay aleha
Ny olana toa saro-bahana
Antsoantso vonjy no re
Misy ihany ve ny maraina
Alim-pahoriana tokoa
No hiainana sy mampitaraina
Mahatonga famoizam-po
Tano ho ampinganao ny finoana
Famonjena fiarovan-doha
Mijoroa fa aza mirona
Mivavaha matetika koa
Mifahara ka misikina
Reseo re ny fakam-panahy
Ny baiboly aza ariana
F'io no sabatry ny fanahy
(Tsarovy fa Jeso) Famonjena ho anao
(Mpanavotra) Mpiandry tsy mba mandao
(Miantoka) 'Lay fiainam-baovao
Ka tononkira.serasera.org atolory ny fonao ho azy
Famonjena ho anao
Mpiandry tsy mba mandao
'Lay fiainam-baovao
Ka mandehana matokia
Tsy afaka am-poko tokoa cpvnw ry Jeso
Ny avotra vitanao
F'efa nafoinao ho anay avokoa
Ireo soa izay Anao catgeifh
Ankalazainay maneran'izao tany izao Ianao
Ny voninahitra anie dia Anao
Hatrizay hatrizao
Tsy hita fara koa izay aleha
Ny olana toa saro-bahana
Antsoantso vonjy no re
Misy ihany ve ny maraina
Alim-pahoriana tokoa
No hiainana sy mampitaraina
Mahatonga famoizam-po
Tano ho ampinganao ny finoana
Famonjena fiarovan-doha
Mijoroa fa aza mirona
Mivavaha matetika koa
Mifahara ka misikina
Reseo re ny fakam-panahy
Ny baiboly aza ariana
F'io no sabatry ny fanahy
(Tsarovy fa Jeso) Famonjena ho anao
(Mpanavotra) Mpiandry tsy mba mandao
(Miantoka) 'Lay fiainam-baovao
Ka tononkira.serasera.org atolory ny fonao ho azy
Famonjena ho anao
Mpiandry tsy mba mandao
'Lay fiainam-baovao
Ka mandehana matokia
Tsy afaka am-poko tokoa cpvnw ry Jeso
Ny avotra vitanao
F'efa nafoinao ho anay avokoa
Ireo soa izay Anao catgeifh
Ankalazainay maneran'izao tany izao Ianao
Ny voninahitra anie dia Anao
Hatrizay hatrizao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 887
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 26/07/2022 17:13
