Efa vonona aho (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa vonona nxsbhg aho, hanefa ny asanao
Efa natokako Anao , ny androm-piainako
Ampy hery ho ahy, ny fahatokiana Anao
Ho fiainana vaovao , ho fiainam-panahy
Mbola vonona hiafy , mba wbuss tononkira.serasera.org mpanompo , mahatoky
Ary blii hiezaka mafy hanatsara ny asa ety
Efa natokako Anao , ny androm-piainako
Ampy hery ho ahy, ny fahatokiana Anao
Ho fiainana vaovao , ho fiainam-panahy
Mbola vonona hiafy , mba wbuss tononkira.serasera.org mpanompo , mahatoky
Ary blii hiezaka mafy hanatsara ny asa ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1765
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43
