Avia manatona (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza moa no manan-jo
Ny hanana fiadanam-po
Fahoriana tsy hay tononkira.serasera.org fefena
Miankina amin'ny harena
Mihodikodina eny foana
Ka manao izay sitra-po
Zay no andanim-potoana
Amin'java mora lo
Iza moa no mihevitra
Miadana sy sambatra
Manana ny antenaina
Vola slmrxcs be tsy tambo isaina
Nefa izao no tiany ambara
Potika sy nenina
No hiafaran'ity tantara
Zay vao hoe hiverina
REF: Avia,avia manatona
f'izaho iuce sy ianao no antsoina
Izay mino amin'ny atunnyc fo
No hanana fiadanam-po
Tsy iza fa Jesoa Kristy
Lay fiainana tena mamy
Izy mampiara-dia
Ny olona ao am-balany
Ny hanana fiadanam-po
Fahoriana tsy hay tononkira.serasera.org fefena
Miankina amin'ny harena
Mihodikodina eny foana
Ka manao izay sitra-po
Zay no andanim-potoana
Amin'java mora lo
Iza moa no mihevitra
Miadana sy sambatra
Manana ny antenaina
Vola slmrxcs be tsy tambo isaina
Nefa izao no tiany ambara
Potika sy nenina
No hiafaran'ity tantara
Zay vao hoe hiverina
REF: Avia,avia manatona
f'izaho iuce sy ianao no antsoina
Izay mino amin'ny atunnyc fo
No hanana fiadanam-po
Tsy iza fa Jesoa Kristy
Lay fiainana tena mamy
Izy mampiara-dia
Ny olona ao am-balany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1854
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : haingotiana15
Date : 01/04/2016 13:53
