Andeha re hitsaoka Azy (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Aiza no teraka ilay Jesoa ?
Zaza tena Masina sy Soa.
Zay nantenaina hatry ela be,
Mba hamonjy gywlgn ny olo-marobe.

Ref :  Andeha zrhnzwr tononkira.serasera.org re hitsaoka Azy,
Mpanjaka xfzbbppj tsisy toa Azy,
Fa nomeny fiainam-baovao,
Ho an'izao tontolo izao.

2- Aiza no teraka ilay Jesoa ?
Mpanjaka mitondra zava-tsoa
Teraka ao an-tranon'omby,
Ka miposaka ao ny vonjy.

3- Aiza no teraka ilay Jesoa ?
Aiza ho anao ry mino ?
Ao am-po mandrakariva
No hiderana ny Avo indrindra.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 656
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : HarringhDenver
Daty : 22/12/2024 09:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0628