Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPIANARO AHY (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ampianaro ahy Jesoa anio ny lalanao
Fa iriko indrindra ny tononkira.serasera.org ho Aminao
Fa rkzmvfq he manafotra ahy ny ota izay natao
Ka manakona ahy tsy hahita dssqcwop nhdziina Anao
2-Ampianaro aho Jesoa hivelona Aminao
Ny fiainako dia ho eo an-tananao
Na manintona aza re izao tontolo izao
Dia matoky aho manana Anao
3-Ampianaro aho, Jeso hiasa ho Anao
Ho fiasana ho eo am-pelatananao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba ho mpianatrao izao tontolo izao
Fiv: Raiso aho Jeso ho Anao
Ka ombay ny fitiavanao
Na tsy mendrika aza dia hibebaka Aminao
Vonona aho hanaraka ny lalanao
Fa iriko indrindra ny tononkira.serasera.org ho Aminao
Fa rkzmvfq he manafotra ahy ny ota izay natao
Ka manakona ahy tsy hahita dssqcwop nhdziina Anao
2-Ampianaro aho Jesoa hivelona Aminao
Ny fiainako dia ho eo an-tananao
Na manintona aza re izao tontolo izao
Dia matoky aho manana Anao
3-Ampianaro aho, Jeso hiasa ho Anao
Ho fiasana ho eo am-pelatananao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba ho mpianatrao izao tontolo izao
Fiv: Raiso aho Jeso ho Anao
Ka ombay ny fitiavanao
Na tsy mendrika aza dia hibebaka Aminao
Vonona aho hanaraka ny lalanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 1463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 09:48
