ANDRIAMANITRO IANAO (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Ny fiainako ivsb rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tononkira.serasera.org tsy misy andry tsy hijoro
Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako
2-Maniry znmpsf ny foko, mikasa tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy jfbht mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko
Ny fiainako ivsb rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tononkira.serasera.org tsy misy andry tsy hijoro
Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako
2-Maniry znmpsf ny foko, mikasa tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy jfbht mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 1606
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 07:42
